|
|
|
|

Entry1  fitsetahana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsetaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiadiana tsara, fifanentanana: Ny fitsetahan' ny peratra amin' ny rantsantananao no omantarana fa antonona anao tsara ilay izy

Updated on 2025/07/29