Entry | 1 fitsetsahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsetsaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny! |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |