|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsidihana |
| Fototeny | 2 tsidika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha
5 Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona 6 Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|