|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsidika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18  tsidika
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
Voambolana  21  Haibiby: mampinono
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny Gidro

Fivaditsoratra  23 ditsaky, 24 ditsika, 25 katsidy, tsidika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09