Entry | 1 fitsidradrahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsidradraka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity |
Synonyms | 5 fitsidradrana, fitsidradraka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |