|
|
|
|

Entry1  fitsidradraka
Part of speech  2  noun
Root  3  tsidradraka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity
Synonyms  5  fitsidradra, fitsidradrahana, fitsidradrana

Updated on 2025/07/29