|
|
|
|

Entry1  fitsikarohana
Root  2  tsikaroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1]

Updated on 2025/09/12