Entry (1/2) | 1 fitsikerana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsikera |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana |
Explanations in French |
5 [1.3] l'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause |
Entry (2/2) | 6 fitsikerana |
Part of speech | 7 noun |
Root | 8 tsikera |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra |
Explanations in French |
11 [1.13, 1.5] analyse 12 [1.5] critique |
Anagrams | 13 aferintsika, arefintsika, efarintsika, fitsikerana, iferantsika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |