|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsilo |
| Fototeny | 2 tsilo |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin' ny maizina
5 Zavatra entina mitsilo 6 Azo tsilovina [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 7 fitsilo |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 jiro aratra azo afindrafindra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 baladeuse
[1.13] 11 (racine ilo ou tsilo dans les sens de clarté, lumière). Nom donné aux torches et aux bois riches en résine avec lesquels on les fabrique (voir fanilo). [Sakalava, Tsimihety, Betsimisaraka] [1.196] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|