|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ilo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 helo, amparazoly, menaka fano amin'ny volo [Betsimisaraka] [1.78]
4 Ilay menaka mitete mangirana sady mitsoriaka iny rehefa mandrasa omby matavy
5 Haja amam-boninahitra izay tokony hotandrovina mandrakariva [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the purest portion of oil or grease. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 (toute l'île) (ilo : idée de clarté, de transparence et menaka : corps gras, graisse ou huile). Partie limpide de l'huile après sa décantation. C'est une partie, bien claire, qu'on utilisait pour oindre la tête des souverains lors de leur élévation au trône. On l'appelait pour cette raison ilo mby an-doha : « huile pour oindre la tête ». Cette pratique avait lieu aussi pour le mpimasy lorsqu'il devait sanctifier les sampy, amulettes collectives d'un clan, ou les ody : amulettes, charmes. Aujourd'hui, l'expression désigne toutes les pommades ou brillantines employées pour lustrer les cheveux. [1.196]
Tovy hevitra  8 ilo-menaka
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  ilo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fanazavana [Taisaka] [1.78]
14 hazavana [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  15 a provincial word for tsilo (a torch). [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  ilo, 16 lio, 17 loy, 18 oly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09