|
|
|
|

Entry1  fitsimbina
Part of speech  2  noun
Root  3  tsimbina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitsimbina, izany hoe mikarakara tsara, miahy, manao izay tsy hahasimba

Updated on 2025/07/29