Entry | 1 fitsimbinana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsimbina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |