|
|
|
|

Entry1  fitsindrantsindrana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsindrantsindrana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana

Updated on 2025/07/29