|
|
|
|

Entry1  fitsinginana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsingina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely

Updated on 2024/12/11