|
|
|
|

Entry1  fitsingoloka
Part of speech  2  noun
Root  3  tsingoloka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika

Updated on 2024/12/11