|
|
|
|

Teny iditra1  fitsinjarana
Fototeny  2 tsinjara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fizarazarana ho tokony maromaro: Ny fitsinjarana ny asa hahovitana azy haingana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 répartition, découpage
6 décomposition [1.13]
Voambolana  7  Matematika: alijebra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17