|
|
|
|

Teny iditra1  tsinjara
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
5 Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de détailler, de partager en lot [1.5#313]
Ohatra  7  Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09