|
|
|
|

Teny iditra1  fitsipi-pitenenana
Singan-teny  2 fitsipihana, 3 fitenenana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 grammaire [1.13, 1.5]
Ohatra  6  io misionera io izay afaka nandinika ny fitenim-paritany malazalaza dia afaka nanaporofo fa iray ny teny malagasy, na eo amin' ny fiteny na eo amin' ny fitsipipitenenana. [2.285]
Voambolana  7  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07