|
|
|
|

Entry1  fitsirihana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsirika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano
Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro
Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo

Anagrams  5  fisitrihana, fitsirihana, hifanisitra

Updated on 2025/07/29