|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsofana
Fototeny  2 tsoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao
5 Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo
6 Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona [1.1]
Kamban-teny rehetra  7 fitsofan-drano

Teny iditra (2/2)8  fitsofana
Fototeny  9 fitsoka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 fitsohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 A quoi ou à qui on flanque, on lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement:
13 Nofitsofany karavasy ny soavaly (Il a flanqué un coup de cravache au cheval) ~
14 Nofitsofako vato ny omby (J’ai lancé un coup de pierre au bœuf) ~
15 Nofitsofany ny voankazoko rehetra (Il m'a grippé tous mes fruits) ~
16 Nofitsofany ny asa (Il a fait rondement le travail)
[1.3#176]
Tsipelina hafa  17 fitsohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17