|
|
|
|

Teny iditra1  fitsohana
Fototeny  2 fitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay vorondolo ka maty terỳ
5 Angalarina: Nofitsohan' ilay karilahy ny akohoko dimy
6 Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany ilay asa nampanaoviko azy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 fitsofana

Fivaditsoratra  12 afantsiho, fitsohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12