|
|
|
|

Teny iditra1  fitsofan-drano
Fototeny  2 tso-drano
Singan-teny  3 fitsofana, 4 rano
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy
7 Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Bénédiction, aspersion ; l’instrument [1.3#791]
Ohatra  9  Io rano io dia afafy amin' ny vahoaka ho fanadiovana sy ho fitsofan-drano azy [2.508#165]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17