|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitsongo |
| Fototeny | 2 tsongo |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Azo tsongoina
5 Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin' ny fanerena amin' ny bobo, na maka anana amin' ny hohontanana izay entina hanapahana azy [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 6 fitsongo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 pince
[1.13] |
| Voambolana | 9 Fitaovam-piasana |
| Teny iditra (3/3) | 10 fitsongo |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 . Arbre dont les graines sont fortement toxiques : Rourea orientalis Baill. (Connaraceae).
13 Feuilles et écorces dépourvues d'alcaloïdes. 14 Voir aussi kitsongo. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|