|
|
|
|

Teny iditra1  tsongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanerena amin' ny hohon-tanana roa; fandraisana amin' ny tandra ka ny ilan-keliny ihany no terena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pinch, a nip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de pincer, de cueillir en pinçant [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09