|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fivalanana |
| Fototeny | 2 valana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 The descent of a river
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Le cours d’une rivière
[1.3#176] |
| Tohi-kevitra | 7 fiorihana |
| Mpanahaka | 8 anava |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 fivalanana |
| Fototeny | 11 valana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 lieux d'aisance, purge, excréments
[1.3#176] 15 (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
16 Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
[2.445#]
|
| Voambolana | 17 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 18 diky, 19 tay |
| Kamban-teny rehetra | 20 fofompivalanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|