|
|
|
|

Entry1  fivarinana
Part of speech  2  noun
Root  3  varina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy
Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny

Updated on 2024/12/11