| Entry | 1 fivatsiana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 vatsy |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao |
| Updated on 2025/07/29 |
|