|
|
|
|

Entry1  fivikina
Part of speech  2  noun
Root  3  vikina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mivikina, izany hoe mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Hafa kely ny fivikin' ny sahona

Updated on 2025/07/29