Entry | 1 vikina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1] |
Explanations in English |
4 a jump, a leap [1.7] |
Explanations in French |
5 saut [1.20] 6 saut, bond [1.8] |
Examples |
7 Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra:
[2.4]
8 Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#] |
Derivatives |
|
All compound words | 28 4 combinations of this word |
Other spellings | 29 vokina, vokona |
Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
Anagrams | 31 ankivy, 32 kivina, 33 vañiky, 34 vikina, 35 vinaky |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |