Entry | 1 fivimbinana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vimbina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |