|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vimbina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitondrana eny an-tanana zavatra tsy dia lehibe na mavesatra loatra
4 Fiarovana na fitahiana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de porter à la main, sur le bras
6 action de conduire par la main, de protéger [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|