Entry (1/2) | 1 fivondronana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vondrona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io |
Explanations in French |
5 [1.5#339] groupement |
Examples |
6 [2.503#51] Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! |
Entry (2/2) | 7 fivondronana |
Part of speech | 8 noun |
Root | 9 vondrona |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany |
Explanations in French |
11 [1.5#339] unité administrative équivalente à la préfecture |
Examples |
12 [2.445#10] Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana. |
Vocabulary |
13 Politique |
Synonyms | 14 fivondronam-pokontany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |