|
|
|
|

Entry1  fivoravorana
Part of speech  2  noun
Root  3  voravora
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony
Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io

Updated on 2025/07/29