|
|
|
|

Entry1  fivoriana
Part of speech  2  noun
Root  3  vory
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena
Explanations in English  8  [1.7] a meeting, a gathering;
Explanations in French  9  [1.8] réunion, assemblée
Analogs  10  fivoriambe

Anagrams  11  fivoriana, voafariny

Updated on 2025/08/10