|
|
|
|

Entry1  fivovozana
Root  2  vo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fikiakiahan' ny alika mitady hanaikitra na hampitahotra: tsy ahitana tory ny fivovozan' ny alika atỳ aminareo izany [1.1]

Updated on 2025/09/12