|
|
|
|

Entry1  fivozezehana
Part of speech  2  noun
Root  3  vozezika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra
Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady
Explanations in French  5  [1.3#864] L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu

Updated on 2025/07/29