|
|
|
|

Entry1  fizahana
Part of speech  2  noun
Root  3  zaha
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fandehanana mijery: Fizahana lanonana
Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny
Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona
Fanontaniana ny sikidy
Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona
Explanations in French  6  [1.3#865] Ce qu'on peut regarder, manière de regarder
7  [1.13] exploration, consultation
Examples  8  [2.366#] Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety.
9  [2.1022#] Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana;
Proverbs  10  Proverbs containing the word fizahana

Anagrams  11  fahaizan, fihazana, fizahana, ifahazan, nifahaza

Updated on 2025/08/10