|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fizaka
Fototeny  2 zaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mizaka, na mitondra, miaritra
5 Azo zakaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 manière de disposer [1.3#866]

Teny iditra (2/2)7  fizaka
Fototeny  8 zaka
Sokajin-teny  9  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Fomba entina mizaka na miresaka
11 Azo zakaina na resahina [1.1]
12 fomba fiteny [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12