|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 zaka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io
4 Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy 5 Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra 6 Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? 7 Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 can be borne, can be endured
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter
[1.8] |
| Ohatra |
10 Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643#92]
11 dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59#225] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 33 zaka |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 teny
[Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 36 resaka [Tanosy] [1.78] 37 teny, resaka, tafa. [1.1] |
| Ohatra |
38 Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 43 Ambatondrazaka |
| Teny iditra (3/3) | 44 zaka |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
46 fitondrana fanjakana
[Taisaka]
[1.78] 47 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1] |
| Ohatra |
48 Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 52 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 53 kaza, zaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|