Entry | 1 fizozozozo |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zozozozo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo |
Explanations in French |
5 [1.3#876] Manière de bourdonner, de bruire, de siffler |
Examples |
6 [2.996#] Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |