|
|
|
|

Teny iditra1  fodifetsy
Singan-teny  2 fody, 3 fetsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-boronkely mpanao ny akaniny eny amoron-drano toy ny zohy kely manara-morona miakatra (Ploceus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A bird that builds a hanging nest over streams, with a long cylindrical entrance from below. Ploceus sp. [1.2]
Voambolana  7  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12