Entry | 1 fofosarita |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1] |
Explanations in English |
4 a term of malediction [1.2] |
Explanations in French |
5 Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3#178] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |