Entry | 1 foibenkodiarana |
Elementary words | 2 foitra, 3 be, 4 kodiarana |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 ilay faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan' ny tanankodiarana [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |