Entry | 1 fokonolona |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 foko, olona |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna) |
Explanations in English |
8 [1.2] (fokon-olona) Same as fokom-pirenena, but also applied to people of the same district. 9 [1.7] the community group; its organization |
Explanations in French |
10 [1.8] le groupe communal, son organisation |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fokonolona |
Anagrams | 12 fokonolona, nofolonako |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |