Entry | 1 fokontany |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 foko, tany |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Taisaka]
fizaran-tany amin'ny kantao 7 [1.1] Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona |
Explanations in French |
8 [1.82] [Taisaka]
les gens du clan |
Examples |
9 [2.606#] Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany. 10 [4.27#] manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina. |
Vocabulary |
11 Politique |
Analogs | 12 faritany, fivondronana, firaisana |
Quotes | 13 Texts mentioning fokontany |
Anagrams | 14 finantoko, fokontany, nafontiko |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |