|
|
|
|

Entry1  folaka andry niankinana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  folaka, andry iankinana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy
Synonyms  5  toro vato nandiavana

Updated on 2025/07/29