Entry | 1 folo-tao-maty |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 folo, taona, maty |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#380] enti-milaza fotoana naharitra ela be 5 [1.1#927] ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy |
Vocabulary |
6 Time |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |