|
|
|
|

Teny iditra1  fo milafi-karena
Singan-teny  2 fo, 3 milafika, 4 harena
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit. a heart reposing on riches. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12