|
|
|
|

Teny iditra1  milafika
Fototeny  2 lafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
5 Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
6 Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to have a mat under; to stay on in someone's house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [1.8]
Ohatra  9  Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana. [2.113#]
10  Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; [2.587#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mifantsika, 16  mikelyaina, 17  mimaso
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17