|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  foka
Fototeny  2 fonaka|fonàka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fofon' aina mibosesika any an' orona, fierotra mafy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the noise of snoring in sound sleep. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 ronflement [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)10  fonaka
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Trotraka, vizana, malemilemy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 las, épuisé, amolli, rendu mou [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17 fonaponaka

Fivaditsoratra  18 fanako, 19 fanôka, fanoka, fonàka, fonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27